|
|
|
|

Entry1  miandry kendry tohina
Elementary words  2  miandry, kendry tohina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  miandry ny hitenenan' ny olona anankiray teny iray mba hanararaotana hamelezana azy na hanapahana ny fihavanana aminy [1.1]
Synonyms  5  miandry vava latsaka

Updated on 2023/11/20